Entrée atody miady amam-bato
Mots élémentaires atody ; miady ; amana ; vato
Partie du discours locution
Exemples 
1Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy [2.470]
2Atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka [4.14]

Mis à jour le 2023/06/15