Entrée | 1 ati-trano |
Mots élémentaires | 2 aty, trano |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.10] ny toerana voahodidin' ny rindrina, dia ny efi-trano, ets., izany |
Explications en anglais |
5 [1.7][atitrano] the inside of a house |
Explications en français |
6 [1.8][atitrano] l'intérieur d'une maison |
Exemples |
7 Simenitra koa ny atitrano fa tsy mba tsihy. [2.332#] 8 Maizina sy mangaihay ny atitrano noho ny fahalanian' ny lahin-jabora manentona toa hena. [2.470#] |
Anagrammes | 9 ati-trano, naitatro, nitataro, notarati, tataroin |
Mis à jour le 2023/05/23 |