|
|
|
|

Entrée1  ati-trano
Mots élémentaires  2 aty, 3 trano
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 ny toerana voahodidin' ny rindrina, dia ny efi-trano, ets., izany [1.10]
Explications en anglais  [atitrano] 6 the inside of a house [1.7]
Explications en français  [atitrano] 7 l'intérieur d'une maison [1.8]
Exemples  8  Simenitra koa ny atitrano fa tsy mba tsihy. [2.332#]
9  Maizina sy mangaihay ny atitrano noho ny fahalanian' ny lahin-jabora manentona toa hena. [2.470#]

Mis à jour le 2025/09/12