Entrée atitra
Partie du discours nom
Définition malgache Fanolorana na fitondrana zavatra any amin' olona [Rajemisa 1985]
Définition française Action de présenter, d’offrir, de conduire, d’escorter, de porter, d'apporter, de rendre [Abinal 1888]
Exemples Izany no didy, ary izany no anaovany ny vodiondry didy tsy afaka rahefa voa atitra. [Callet: Tantara, page 339]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

2016/09/09