| Entrée | 1 fanatitra |
| Radical | 2 atitra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba enti-manatitra.
5 Fanomezana atao amin' olona ho maripifaliana na fankasitrahana. 6 Sorona. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 an offering.
[1.7] |
| Explications en français |
8 offrande.
[1.3, 1.8] 9 Présent, ce qui est digne d’être offert. 10 manière de conduire. [1.3] |
| Exemples |
11 Nilaza kosa ianao teo: misy lamba atao fanatitra ho an' ny Razana Saodrazana.
[2.245]
|
| Article | 12 Randzavola: fanatitra ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | 13 fanatitra, 14 fanitatra, 15 fitantara |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|