|
|
|
|

Entrée1 arahabaina
Radical  2arahaba
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Tolorana arahaba: Arahabao ny olon-dehibe fantatrareo, rankizy
Deraina: Noarahabain' ny namany izy tamin' ny izy nahazo voalohany
Omena firarian-tsoa: Raha vao nivoaka ny eglizy, dia noarahabain' ny havany ireo mpivady vao [1.1]
Explications en anglais  5 to be congratulated [1.2, 1.7]
6 to be saluted. The past tense is often shortened to noharabaina. [1.2]
7 to be greeted [1.7]
Explications en français  8 qu'on salue [1.3#58, 1.8]
9 qu'on félicite [1.8]
Exemples  10 arahabaina, tonga soa eto Imerina [2.528#153]
11 Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin' ny ataonareo? [2.996]
12 nefa nony nandroso niditra ny vavahady dia tsy nisy nanakana fa nifamonjena noarahabaina aza [2.895#60]
13 Vazaha vahiny anankiroa, iraka avy tany andafy, dia Mr Christeller sy Mr Paul Barnaud, no tonga tao an-tanàna niarahaba ary narahabaina dia nitoriteny tao am-piangonana [2.356#217]
14 ary izany dia manaja ny fombafomba marina anivon' ny fiaraha-monina, dia ho arahabaina [4.27#2008/12/08]
15 Kanefa ohatran' ny tokony hoharahabaina koa ianareo mbola tafajanona eo amin' ny toerana raha dinihana satria notsofin' ny rivotra tsy lavo, nopahon' ny riaka tsy folaka [1.368]
16 harahabaina hatrany izy ireo, fa izao kosa dia tokony hijanona ao an-trano izy ireo [5.mg.https://mg.coronavirusnewslive.com/coronavirus/in-mexico-beach-towns-block-themselves-off-because-of-virus/]
Morphologie 
17 Présent :
18 Passé :
19 Futur :
20 Impératif :
Proverbes  21 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  22 arahabaina, 23 iarahabana

Mis à jour le 2025/11/02