|
|
|
|

Entrée1  arahabaina
Radical  2  arahaba
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Tolorana arahaba: Arahabao ny olon-dehibe fantatrareo, rankizy
Deraina: Noarahabain' ny namany izy tamin' ny izy nahazo voalohany
Omena firarian-tsoa: Raha vao nivoaka ny eglizy, dia noarahabain' ny havany ireo mpivady vao
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to be congratulated
6  [1.2] to be saluted. The past tense is often shortened to noharabaina.
7  [1.7] to be greeted
Explications en français  8  [1.3#58, 1.8] qu'on salue
9  [1.8] qu'on félicite
Exemples  10  [2.528#153] arahabaina, tonga soa eto Imerina
11  [2.996] Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin' ny ataonareo?
12  [2.895#60] nefa nony nandroso niditra ny vavahady dia tsy nisy nanakana fa nifamonjena noarahabaina aza
13  [2.356#217] Vazaha vahiny anankiroa, iraka avy tany andafy, dia Mr Christeller sy Mr Paul Barnaud, no tonga tao an-tanàna niarahaba ary narahabaina dia nitoriteny tao am-piangonana
14  [4.27#2008/12/08] ary izany dia manaja ny fombafomba marina anivon' ny fiaraha-monina, dia ho arahabaina
15  [1.368] Kanefa ohatran' ny tokony hoharahabaina koa ianareo mbola tafajanona eo amin' ny toerana raha dinihana satria notsofin' ny rivotra tsy lavo, nopahon' ny riaka tsy folaka
16  [5.mg.https://mg.coronavirusnewslive.com/coronavirus/in-mexico-beach-towns-block-themselves-off-because-of-virus/] harahabaina hatrany izy ireo, fa izao kosa dia tokony hijanona ao an-trano izy ireo
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot arahabaina

Anagrammes  22  arahabaina, iarahabana

Mis à jour le 2025/01/21