Entrée apokrifa
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Ny boky atao hoe apokrifa dia tsy mba hita ao amin' ny Baiboly Hebreo ka dia tsy mba novakina tao amin' ny Synagoga ... [1.38]
 Atao hoe Apokrifan'ny Baiboly na Boky apokrifa na Soratra apokrifa na Apokrifa fotsiny ireo boky nosoratana ho boky masina nefa tsy voaray ho ao amin'ny lisitry ny boky ekena ho filamatry ny finoana ao amin'ny Baiboly kristiana na amin'ny Baiboly jiosy. Izany lisitra izany no atao hoe kanona. Tsy mitovy ny fampiasan'ny Katolika sy ny Protestanta ny teny hoe apokrifa. Samy manana ny lisitry ny boky ataony hoe apokrifa ny fanontana Baiboly tsirairay. [5.mg.https://mg.wikipedia.org/wiki/Apokrifan%27ny_Baiboly]
 Ny boky apokrifa dia ireto: Tobia, Jodita, 1 Makabeo, 2 Makabeo, Fahendrena, Eklesiastika, Baroka. [3.1]
Vocabulaire 
Synonymes deoterokanonika

Mis à jour le 2020/07/31