|
|
|
|

Entrée1  apariaka
Radical  2  pariaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Aparitaka, ahahaka [1.1]
Explications en anglais  5  to be scattered, to be dispersed, to be dissipated. [1.2]
Explications en français  6  à éparpiller [1.3]
Exemples  7  Ary ny vary ny Sianaka, tsy mba manetsa fa vary apariaka [2.48]
8  Hoseko tahaka ny fotaka eny an-dalana izy ka apariako [2.996]
9  Hafaliana no nentin' i Bina sy Fatakamana hapariaka eo amin' izy mianaka kanjo hay nisy latiratsiny koa ireny [2.499]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Synonymes  14  aparitaka

Anagrammes  15  apariaka, arapakay

Mis à jour le 2023/01/20