|
|
|
|

Entrée (1/2)1  aparitaka
Radical  2 paritaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Aely tsy misy kitotony amin' ny toerana maro. [1.1]
Explications en anglais  5 same as apariaka. [1.2]
Exemples  6  Izao anefa, lazaina izany, lazaina an-karihary, aparitaka. [2.472]
7  Tsy aparitaka ny fako sy ny loto fa gadrana amin' ny toe-rana iray. [2.445]
8  Raha tsorina dia izao : aleo vitsy fa tsara, ary aparitaka any amin' ny sehatra be asa tokony hatao ny zazavao. [4.27]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Synonymes  13 apariaka

Entrée (2/2)14  aparitaka
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
16 distributif. [1.13]
Vocabulaire  17  Mathématiques: algèbre

Mis à jour le 2025/09/12