Entrée | 1 antomo-dava ohatra ny andro fandroana |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 antomotra, lava, ohatra, andro, fandroana |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza andro iray malaza na mahafinaritra ao anatin' ny taona ka eritreretina foana, fa lasa ny eo dia ny manaraka indray no heverina hany ka toa akaiky foana no fiheverana azy |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |