Entrée antomotra (tomotra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy
¶ Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise near at hand, as to future time [Richardson 1885]
 close at hand [Hallanger 1973]
Définition française proche, imminent [Hallanger 1974]
 qui est proche, imminent [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  madiva ~ tamy
Exemples Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. [Randzavola: Baiboly, page 34]
Citations 

2014/05/13