Entrée an-takona (any, takona)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache tsy anatrehana fa any amin' ny miafinafina any [Rajemisa 1985]
Définition française en dehors de la vue, en secret, en cachette [Abinal 1888]
Synonymes an-katakonana ~ an-kifonofono ~ an-koboka ~ an-konohono ~ an-tsokosoko ~ mangingina

2013/10/12