|
|
|
|

Entrée1  mangingina
Radical  2 gingina
Partie du discours  3  adjectif ou adverbe
Explications en malgache  4 Tsy andrenesana tabataba: Mangingina ny tanàna fa fotoana fakan' ny mpianatra andro izao.
5 Mandeha, mitoetra, mitokana irery: Mijanòna re fa mangingina ny zandrinao.
6 Tsy fantatr' olona: Mbola zavatra mangingina izany fa aza aely.
7 Irery, manokana: Efa niresahako mangingina momba izany izy. [1.1]
Explications en anglais  8 solitary. Used of uninhabited or secret places. [1.2]
9 silent, solitary; secret; in secret. [1.7]
Explications en français  10 silencieux; solitaire; secret, en secret. [1.8]
Exemples  11  Teny am-pandihizana, taoanatin' ny horakoraky ny lanonana, no nahafahanay niresaka mangingina: [2.471]
12  Ka izao no natao ny nalaina izy 7 lahy, nalaina mangingina, dia nanirahana olona mangingina: [2.48]

Mis à jour le 2025/11/02