|
|
|
|

Entrée1  an-takona
Mots élémentaires  2  takona
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  tsy anatrehana fa any amin' ny miafinafina any [1.1]
Explications en français  5  en dehors de la vue, en secret, en cachette [1.3#654]
Synonymes  6  an-katakonana, an-kifonofono, an-koboka, an-konohono, an-tsokosoko, mangingina

Anagrammes  7 an-takona, 8 takonana, 9 tonanaka

Mis à jour le 2025/09/12