|
|
|
|

Entrée1 anakandroana
Radical  2anakandro
Partie du discours  3 adjectif
Explications en malgache  4Voan' ny anakandro; matetika anefa ilazan' ny olona ny anakandro mihitsy io teny io: Toa misy anakandroana izany tavanao izany. [1.1]
Explications en français  5dartreux. [1.3]
6dartre. [1.54]
Exemples  7 izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996#]
Vocabulaire  8 Santé
Autres orthographes  9anakandroina

Mis à jour le 2025/09/12