Entrée anakandriana (anaka, andriana)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsileo] Antidahy [1.78]
  [Betsimisaraka] Zanak' andriana [1.78]
Explications en anglais  [Provincial] Petty princes among the various tribes [1.2]
Proverbes 

Entrée Anakandriana
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en malgache [ Anakandriana ] Zavatra tsy hita maso ninoan' ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana eamin' Andriamanitra sy ny olombelona; ny anakandriana no voalaza ho nanindry mandry na nanoro hevitra ny mpimasy [1.1]
 [ Ranakandriana ] Zavatra tsy hita vatana, ninoan' ny Ntaolo ho "mpamoaka ny fitahian' Andriamanitra, aloalon' ny tany sy ny lanitra", ka nanaovan' ny olona hataka sy vavaka ary hasim-bola, ka nanome, hono, raha hitany fa mahatsara ny olona mangataka ny zavatra angatahiny [1.1]
Explications en anglais Supposed supernatural beings imployed as agents between God and man. See anakandriana [1.2]
Explications en français [ Ranakandriana ] êtres surnaturels, censés habiter surtout dans les cavernes ; agents intermédiaires entre Dieu et les hommes, ils inspiraient tous les mpimasy (devins) [1.3]
 [Malzac confond ici mpimasy et mpisikidy] [1.196]
Exemples 
1Izany no atao hoe «Anakandriana na Ranakandriana. [2.588]
2tsindry ny Ranakandriana, ary ny olona mpaminany mahalala koa: [2.48]
3Izy no nampiditra ny fitondram-panjakana misy Anakandriana sy Anakandriambe. [2.508]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2022/05/03