|
|
|
|

Entrée1 mpimasy
Radical  2masy
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 mpanao fanafody, mpanasitrana [Sihanaka] [1.78]
5 Olona sady mitsabo no manao sikidy [1.1]
Explications en anglais  6 a medicine man, a diviner [1.7]
Explications en français  7 devin [1.3#436, 1.8]
8 (de hasina : propriété mystérieuse qu'ont les plantes de guérir ou de faire mourir). C'est le spécialiste du traitement par les plantes. Souvent improprement appelé « sorcier » par les Européens. Souvent confondu aussi avec le mpanandro, le mpisikidy, etc. [Merina] [1.196]
Exemples  9 Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana. [2.472#]
10 Indro tonga ny mpimasy 'zay hanolotra ny sorona; [2.1022#]
11 ka ireo mpimasy sy mpanjaka dia azony hanaiky an' i Frantsa. [2.113#]
12 Amin' ny vohitra maro, mihamahazo vahana ny mpisikidy sy ny mpimasy. [2.472]
Vocabulaire  13 Santé
Analogues  14 ombiasa
Proverbes  15 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 mampisy, 17 misampy, 18 mpimasy

Mis à jour le 2025/11/02