Entrée ampondra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsileo] Bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra [1.78]
 Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky [1.1]
Explications en anglais A mule. [Swa. punda, an ass.] [1.2]
 A donkey [1.7]
Explications en français Ane [1.54]
 âne, bourrique [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] âne [1.405]
Exemples 
1Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady. [2.117]
2Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293]
3Ary hoy ny ampondra : «Ny nanjo ilay saká omaly no nahahendry ahy. [2.857]
4nasolony ny hoe ampondra, ka raha tsy efa novazivazin' ny kilonga izy nataony hoe Radonkay tsy nijanona. [2.285]
Vocabulaire 
Zoonymes 
Articles 

Entrée ampondra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] vilia [1.78]
Phytonymes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/12/07