|
|
|
|

Entrée1  vilia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo. [1.1]
Explications en anglais  4 a plate, a dish; cf. lovia. [1.7]
Explications en français  5 plat, assiette. [1.8]
Exemples  6  Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470]
Vocabulaire  7  Economie: articles ménagers
Autres orthographes  8 lovia
Tous les mots composés  9  6 combinaisons de ce mot
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 avily, 12 vilia

Mis à jour le 2025/11/09