Entrée ambonimandry (ambony, andry)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] vovonana [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] lafidrihina, hazo lava mipetraka ambony mba hitazona ny tafo-trano [Rakotosaona 1972]
   rafitra matanjaka manaraka ny vovonana [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   The ridge of a house. (Prov.) [Richardson 1885]
Définition française   panne faîtière [SLP: Voambolana]

Entrée ambonimandry (ambony, andry)
Partie du discours   expression
Définition anglaise   [Provincial] [mandry, lying down.] The side of a person lying down which does not touch the bed [Richardson 1885]

Entrée ambonimandry
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka] taolandoha [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

2009/10/16