|
|
|
|

Entrée1  ambinina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  ambina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Manan-jara, manam-bintana, vintanina: Ambinina amin' ny harena izy fa ratsy vintana amin' ny fitiaoana
Explications en anglais  9  [1.2] to be prospered in getting what one is seeking; to be prosperous; to be lucky, fortunate.
Exemples  10  [2.346#34] mikely aina ihany fa tsy ambinina, dia hampisamborina fa havan' ory;
11  [1.381#] Ny lehilahy kosa dia tsy ambinina loatra amin' ny fitadiavana, nefa kosa tsy ory akory.
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot ambinina

Anagrammes  13  ambaniny, Ambinany, ambinina, animbany, niambany, niambina

Mis à jour le 2025/07/29