Entrée Ambatondrazaka (vato, zaka)
Mots élémentaires vato ; zaka
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Exemples 
1Hita tany Ambatondrazaka izany rehetra izany. [2.472]
2Ambatondrazaka sy Amparafaravola — ny Sianaka; [2.48]
3Ny filohan’ny Fivondronan' Ambatondrazaka sy ny Firaisan' Ambatondrazaka I, tamin' izany fotoana izany, no sady niavian' ny hevitra no nitarika ny fanatanterahana ny natao amin' ny lafiny rehetra. [2.576]
Vocabulaire 
Coordonnées -17.8333333, 48.4166667

Mis à jour le 2020/07/31