Entrée | 1 Ambatobevanja |
Mots élémentaires | 2 vato, 3 be, 4 vanja |
Partie du discours | 5 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Exemples |
6 Ny zanak' Ambatobevanja, Re lahy!
[2.69]
7 Teny izy no nitoetra nandritra ny taona vitsivitsy nianarany tao Ambatobevanja. [2.356] 8 Fa nifanila trano izy mirahalahy ireo ao Ambatobevanja, Ralaiarivony, ao aminy efitra avaratra, ambany sy ambony [2.59] |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |