|
|
|
|

Entrée1  vanja
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana. Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka.. [1.1]
Explications en anglais  4 gunpowder. [1.7]
Explications en français  5 poudre à fusil ou à canon. [1.8]
Exemples  6  Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra [2.48]
Tous les mots composés  7  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09