Entrée aloalon-tany aman-danitra (alo, tany, amana, lanitra)
Partie du discours locution
Définition malgache Teny nilazan' ny Ntaolo ny razana izay noheveriny ho mpanelanelana amin' Andriamanitra sy ny olombelona, na ireo mpanelanelana amin' Andriana sy ny vahoaka (jereo alo) [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31