Entrée ahibahoaka
Mots élémentaires ahi- (ahitra) ; vahoaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana enti-milaza ny ravin' ny tsevoka na tenina izay anafoana trano [1.1]
Explications en anglais The name of a species of grass. [1.2]
Explications en français Les feuilles de glaïeul dont on couvre les cases [1.3]
 (de ahitra et vahoaka = peuple). Plante de marécage indéterminée servant à faire des toitures de chaume sans grande solidité. [1.196]
Exemples Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/12/09