|
|
|
|

Entrée1  ahibahoaka
Mots élémentaires  2 ahitra, 3 vahoaka
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Anarana enti-milaza ny ravin' ny tsevoka na tenina izay anafoana trano [1.1]
Explications en anglais  6 The name of a species of grass. [1.2]
Explications en français  7 les feuilles de glaïeul dont on couvre les cases [1.3]
8 (de ahitra et vahoaka = peuple). Plante de marécage indéterminée servant à faire des toitures de chaume sans grande solidité. [1.196]
Exemples  9  Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131]
Vocabulaire  10  Botanique: herbe

Mis à jour le 2025/09/12