Entrée afa-tsy (afaka, tsy)
Partie du discours expression
Définition malgache ivelan' ny, ankoatra ny: Tonga daholo ny mpianatra rehetra afa-tsy i Jaona kely [Rajemisa 1985]
Définition anglaise except [Richardson 1885]
Définition française sinon: Milaza inona moa hianao, afa-tsy teny faniratsirana? (Que dites-vous, sinon une injure?) [Malzac 1893]
Définition française excepté, si ce n'est [Rajaonarimanana 1995]
Définition française sinon [Rakotonaivo 1993]
Citations 

2019/10/30