Entrée vorondolo
Mots élémentaires vorona ; lolo
Partie du discours nom
Explications en malgache Vorona anisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo; noho izy mpivoaka amin' ny alina, dia malaza ho voron' ny mpamosavy izy; tsara ho fantatra anefa fa anisan' ny vorona mahasoa izy noho ny fihazany ny voalavo, totozy sy ny namany (iray fianakaviana amin' ny vorondolo ny tararaka sy ny matoriandro) [1.1]
Explications en anglais An owl [1.7]
Explications en français Hibou [1.54, 2.415, 1.8]
Exemples 
1Vorondolo nitera-boromanga izy, hoy Bina. [2.499]
2Asa, hisy hanongotra ny tolàna sy ny varavarana ka ny vorondolo sy ny hitsikitsika no honina ao aminy. [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes 
Articles 

Entrée vorondolo
Partie du discours nom
Explications en français Se disait des gens qui sortent la nuit ; des paresseux qui vont voler, la nuit [2.415]

Entrée Vorondolo
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -21.25, 47.35

Mis à jour le 2023/01/03