|
|
|
|

Entrée (1/3)1  toraka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý
Explications en français  4  [1.5] comme, de même que, égal, semblable
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
8  Adverbes :
Synonymes  9  ohatra, tahaka
Mots composés 
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot toraka

Entrée (2/3)29  toraka
Partie du discours  30  nom
Explications en malgache  31  [1.1] Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io
Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa
Explications en français  32  [1.3#730, 1.5] action de lancer
33  [1.3] action de jeter
Dérivés 
34  Verbes actifs :
35  Verbes passifs :
Mots composés 
Proverbes  38  Proverbes contenant le mot toraka

Entrée (3/3)39  toraka
Partie du discours  40  nom
Explications en malgache  41  [1.1] Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193
Explications en français  42  [1.13] puissance
Vocabulaire  43  Mathématiques: algèbre

Anagrammes  44  akatro, akotra, atorak, atrako, atraok, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, tarako, taroka, toraka, traoka, troaka

Mis à jour le 2024/09/26