|
|
|
|

Entrée1  fitorahana
Radical  2 toraka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanipazana vato (na zavatra hafa) amin' olona na zavatra iray mba hahavoa azy: Tsy nitsahatra ny fitorahana ny tranonay raha tsy afaka adiny iray. / Ny fitorahana sponjy ny mpanao ady totohondry iray dia mariky ny fahareseny.
5 Fizorana, fihitsiana: Rehefa tonga amin' io tanàna io ianao, dia ny fitorahana miantsinanana no hahatonga anao any aminay. [1.1]

Anagrammes  6 firotahana, 7 fitoharana, 8 fitorahana, 9 fitroahana

Mis à jour le 2025/09/12