|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tora-tady
Mots élémentaires  2 toraka, 3 tady
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ilazana ny lalana mahitsy tsy misy melomeloka, ka mifanandrify amin' izay iaingana ny erỳ am-pita; mahitsy ohatra ny nosoritan' ny tady nalefa hizotra lava hatrany hatrany. [1.1]
Explications en français  6 droit, qui va droit d'un point à un autre. [1.3]
[toratady] 7 en ligne droite. [1.13]
Exemples  8  Fa nandona saina tokoa ny fijery ny saha toy izany, na ny fohy indrindra taminy aza : rindrina havia sy havanana avo noho ny rihan' trano anankiray ary mitsatoka mahitsy, ny elanelan' ireo mivelatra ohatra ny arabe efatra natambatra, ny saha manao toratady mitsotra maloloana ka tsy taza-maso ny farany. [2.472#]
Autres orthographes  9 toratady
Tous les mots composés  10 ketsa tora-tady

Entrée (2/2)11  toratady
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13 antsamotady. [Taisaka] [1.78]

Anagrammes  14 atoditra, 15 toratady, tora-tady

Mis à jour le 2025/11/10