|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tonony (tonona)
Partie du discours  2  impératif du verbe passif tononina
Explications en français  3  Tonony tsara ny teny rehetra (Prononcez, articulez bien tous les mots) ~ Tonony ny anaranao (Dites votre nom) [1.3]
Exemples  4  tonony izay ho karamanao, dia homeko anao. [2.996]
Tableaux et planches  5  Tous les impératifs passifs

Entrée (2/2)6  tonony (tonona)
Partie du discours  7  nom tonona et pronom
Explications en français  8  Le point, la bonté d'une chose; la partie difficile d'une leçon, d'un sermon, etc. [1.3]
Exemples  9  mivaky roa manary hodiny ny tsaramaso, mitsiry miavaka amin' ny sevoka ny katsaka, mitady masoandro ny tsirintsaonjo mivolo faka, mitsimoka ny voan' anana ary maontsina ny taho-mangahazo maro tonony. [2.470]

Mis à jour le 2020/07/31