|
|
|
|

Entrée (1/3)1 tana-
Partie du discours  2 forme morphologique de tanana

Entrée (2/3)3 tana
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [1.1]
Explications en anglais  6 [1.2]
Explications en français  7 Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [1.3#664]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  203 combinaisons de ce mot

Entrée (3/3)21 tana
Partie du discours  22 nom
Explications en malgache  23 [taña] tanalahy, tana: Mañano dian-tana [Tanala] [1.78]
24 Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [1.1]
Explications en anglais  25 a chameleon [1.7]
Explications en français  26 caméléon [1.8]
Vocabulaire  27 Zoologie: reptiles, amphibiens
Analogues  28 kamaitso, 29 kamarabe, 30 kamora, 31 soamarandrana
Tous les mots composés  326 combinaisons de ce mot
Proverbes  33 Proverbes contenant ce mot
Article  34Randzavola: tana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Mis à jour le 2025/11/02