| Entrée | 1 voatana |
| Radical | 2 tana |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en malgache |
[1.1#917] |
| Explications en anglais |
4 held, grasped, grappled.
[1.2#613] |
| Explications en français |
5 retenu, saisi, gardé, arrêté.
[1.3#664] |
| Exemples |
6 Am-pihin-drafy : toy ny voatanan' ny rafy, izany hoe voageja mafy
[2.285#59]
7 Indrindra koa, fa olona avy any Ambositra isika, ary avy any Ambositra daholo no ankabeazan' ny voatana. [2.324] 8 Tsy misy hevitra mazava momba izany, hevitr' olona voatanako izany; mainka moa fa izany hoe hevitro izany. [2.4] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 11 atavano, 12 atavona, 13 atovana, 14 avotana, 15 vatoana, 16 voatana |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|