|
|
|
|

Entrée1  soamarandrana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Anarana ilazana ny tanavavy. (Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe kamaitso izy raha mbola kely; soamarandrana na kamora, rehefa lehibe, ary kamarabe, rehefa antitrantitra, ilay izy masiaka mibetroka iny). [1.1]
Vocabulaire  4  Zoologie: reptiles, amphibiens
Analogues  5  kamaitso, 6  kamarabe, 7  kamora, 8  tanavavy

Mis à jour le 2025/10/31