|
|
|
|

Entrée (1/5)1  re
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Heno: Renao ve izany vorona mihira izany?
4  Fantatra: Efa renao ny nialan-dRakoto.
5  Tsapan' ny fandrenesana, toy ny fanamboloana: Tsy reko izany fofona ao izany fa voan' ny sery aho; ny fandrenesana tsiron-kanina: Tsy reny akory ny hamamin' ny siramamy; ny fikasihana: Reko ny tsongo ataony ahy.
6  Tsaroana: Reko tsara loatra izany fahoriako [1.1]
Explications en anglais  7  heard; perceived by the senses, as pain or smell [1.7]
Explications en français  8  entendu [1.3, 1.8]
9  appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
10  perçu par le sens du toucher, l'odorat, du goûter [1.8]
Exemples  11  Ho ren'olo ka ho maty aho. [2.606]
12  Avereno kely hoe ho reko tsara. [2.895]
13  Tsy nisy hitany na reny nanatona anefa [2.472]
14  reny tsara ny fiakatry ny fofon-jezika ary maharikoriko azy [2.470]
15  Taitra dia taitra izy, fa avy any ambony ilay zavatra reny, ka fantany fa tsy izy mianaka avy naka orana tary an-dohasaha ambany [2.324]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
Dérivés 
19  Verbes actifs :
20  Verbes passifs :
21  Verbes relatifs :
22  Noms :
Mots composés 
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot re

Entrée (2/5)26  re
Partie du discours  27  particule
Explications en malgache  28  Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny: Inona re no hataoko e; handeha sa hijanona?; ary amin' ny fehezanteny tsotra kosa raha mangataka mitalaho: Mifona re, tompoko, fa tsy hanao intsony aho [1.1]
Exemples  29  Nahoana re no anton'izany? [2.324]
30  Aoka re, anaka. [2.470]
Mots composés 
Tableaux et planches  32  Toutes les particules

Entrée (3/5)33  ~re~
Partie du discours  34  infixe
Explications en français  35  infixe qui sert à former le pluriel des pronoms-adjectifs démonstratifs: io -> ireo [1.12]

Entrée (4/5)36  re
Partie du discours  37  nom (symbole)
Explications en malgache  38  Ny feo faharoa manarakaraka ny do amin' ny ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
Vocabulaire  39  Musique: (en général)
Illustrations 
40 

Entrée (5/5)41  Re
Partie du discours  42  nom (symbole)
Explications en malgache  43  Singa mivaingana, faha-75 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  44  Rhenium. [3.1]
Explications en français  45  Rhénium. [3.1]
Vocabulaire  46  Chimie
Tableaux et planches  47  Table périodique

Mis à jour le 2024/09/07