|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ohabolana
Mots élémentaires  2 ohatra, 3 volana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana). [1.1]
Explications en anglais  6 a proverb. [1.2, 1.7]
7 an adage, a trite saying. [1.2]
Explications en français  8 proverbe. [1.8]
Exemples  9  dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora. [2.48]
Vocabulaire  10  Littérature: (en général)
Synonymes  11 fitenenana
Tableaux et planches  12  PROVERBES
Illustrations 

Entrée (2/2)13  Ohabolana
Mots élémentaires  14 ohabolana
Partie du discours  15  nom propre (livre biblique)
Explications en malgache  16 Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly. [1.38]
Explications en anglais  17 Proverbs: one of the books of the Bible. [2.996]
Explications en français  18 Proverbes: un des livres de la Bible. [2.996]
Vocabulaire  19  Ecritures Saintes

Anagrammes  20 Ohabolana, ohabolana

Mis à jour le 2025/11/10