|
|
|
|

Entrée (1/7)1  no-
Partie du discours  2  particule [Liste complète]
Explications en anglais  3  [1.2] the sign of the past tense of derivative passive verbs commencing with a consonant and formed by affixes. Comp. n-.
4  [1.7] particle or prefix indicating the past tense of passives, as: terèna (passive verb) and noterèna (to have been pressed or compelled)
Explications en français  5  [1.8] particule ou préfixe qui indique le temps passé des verbes passifs; exemple: terèna (qu'on presse, qu'on constraint) et noterèna (temps passé)

Entrée (2/7)6  no
Partie du discours  7  particule [Liste complète]
Tous les mots composés  8  10 mots contenant no
Explications en malgache  9  [1.1] Teny kely:
1) Enti-mampitohy ny teny lazaina amin' ny teny enti-milaza ka manavaka azy amin' ny hafa: Rakoto no sakaizako, (fa tsy Rabe na Ranaivo).
2) Enti-manondro mafimafy kokoa ny toerana na fotoana, izay apetraka ery an-dohan' ny fehezanteny: Amin' ny telo no handeha izahay / Eto no hilasy isika (mafimafy kokoa ny fanondroana ny fotoana sy ny toerana amin' ireo noho ny amin' ny hoe: Handeha izahay amin' ny telo. Hilasy eto izahay).
3) Fametraka eo aorian' ny teny enti-manontany: Rahoviana no hiverina ny zokinao? / Taiza no nifanena ianareo.
4) Fametraka eo an-doha-fehezanteny mba hoenti-manontany anton-javatra, mitovy amin' ny hoe "nahoana": No tsy mamaly ianao kanefa anontaniana?
5) Fanao ao anatin' ny fehezanteny iray izay toa miantso, na mitaky ny antony nahatonga: Izy no nilazana izany, tetika handroboana anao / Ny handrina no tsy naniry volo, ny henatra.
6) Mifamaly amin' ny sady ka enti-milaza toetra na asa roa miaraka: Sady lehibe no tsara / Sady mifofotra no mively vy.
7) Arahin' ny "ho" ka ireo teny roa ireo amin' izay milaza fiaingana sy fiantefana, na ilazana toerana izany na fotoana: Hatreto no ho mianavaratra dia sahan-dRakoto daholo/ Mandoa saran-dalana ny ankizy dimy taona no ho miakatra amin' ny fiarambahoaka
Explications en anglais  10  [1.2] a determinative emphatic particle. For a full and concise explanation of the use of this word see "Concise Introduction to the Malagasy Language," by Rev. W.E. Cousins, or "Malagasy for beginners," pp. 82, 83. When followed by ho it implies motion towards, as: no ho mankatỳ, no ho midina, no ho mianavaratra
11  [1.7] of sentence inversion, emphatic and exclusive, as: izy no nanao izany: it was he who did that
Explications en français  12  [1.8] c'est ... qui: izy no nanao izany: c'est lui qui a fait cela

Entrée (3/7)13  no
Partie du discours  14  conjonction [Liste complète]
Tous les mots composés 
Explications en anglais  16  [1.2] a contraction of noho

Entrée (4/7)17 
Partie du discours  18  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  19  [1.78] [Tanosy] raha: Nô avy ny orana, da tsy miasa aho

Entrée (5/7)20  no    
Partie du discours  21  adverbe [Liste complète]
Tous les mots composés 
Explications en anglais  23  [1.17] tsia
tsy misy
latsa-bato mandà

Entrée (6/7)24  No    
Partie du discours  25  nom (symbole)
Explications en malgache  26  [3.1] Singa mivaingana, faha-102 amin'ny fisokajiana miherina.
Explications en anglais  27  [3.1] Nobelium.
Explications en français  28  [3.1] Nobélium.
Vocabulaire  29  Chimie
Tableaux et planches  30  Table périodique

Entrée (7/7)31  No
Partie du discours  32  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  33  [2.996] No
Explications en français  34  [2.996] No
Vocabulaire  35  Ecritures Saintes
Citations bibliques  36  Chapitres et versets citant No

Mis à jour le 2025/08/10