|
|
|
|

Entrée1  mosarena (mosary)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  noana, ianjadian'ny tsy fisian'ny hanin-ko hanina: Alaña mangady ovy ala (Bodoa) laha mosareña anareo (ndeha mihady ovy ala raha noana hianareo) [Tanala] [1.78]4  noana [Tanosy] [1.78]5  Tratra, voan' ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra [1.1]
Explications en anglais  6  hungry, starved [1.7]
Explications en français  7  affamé, en proie à la famine [1.8]
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mosarena

Anagrammes  10  manesora, mosarena

Mis à jour le 2023/01/20