|
|
|
|

Entrée (1/2)1 maniry
Radical  2iry
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 [mañiry] mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [Tanala] [1.78]
5 Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy
Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1]
Explications en anglais  6 to wish for, to desire [1.7]
Explications en français  7 désirer, convoiter [1.8]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
11 Impératif :
Vocabulaire  12 Emotions
Analogues  13 mandritika, 14 mangetahetamitsiriritra, 15 mangirika, 16 mibidibidy, 17 miharana, 18 mikatsaka, 19 milelatanana, 20 milendalenda, 21 mirary, 22 mitady, 23 mitelindrora, 24 mitomany
Tous les mots composés  2513 combinaisons de ce mot
Proverbes  26 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)27 maniry
Radical  28tsiry
Partie du discours  29 verbe actif
Explications en malgache  30 Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako
Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona
Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1]
Explications en anglais  31 to sprout, to grow [1.7]
Explications en français  32 pousser, croître [1.8]
Morphologie 
33 Présent :
34 Passé :
35 Futur :
36 Impératif :
Vocabulaire  37 Botanique: (en général)
Tous les mots composés  383 combinaisons de ce mot
Proverbes  39 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  40 maniry, 41 mariny, 42 miriña

Mis à jour le 2025/11/02