|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mamahatra (fahatra)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mamikitra, mitazona mafy amin' ny tongotra: Namahatratamin' ny vato ny tongony, nefa nalama ilay vato ka tsy ampy toy inona nikorisa izy dia nianjera tany an-kady
4  Mitokona tsy mety mandroso: Notaritina ilay zaza, nefa namahatra ka hany hery nobataina tao [1.1]
Explications en anglais  5  to resist when drawn, as roots clinging tenaciously to the soil; to back, as a person dragged against his will; to stand firm; to act obstinately. [1.2]
Explications en français  6  se cramponner, s'appuyer, compter sur, refuser de marcher [1.3]
Exemples  7  Fintan-telo indray mamahatra no milahatra anoloany. [1.257#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/3)12  mamahatra (vahatra)
Partie du discours  13  verbe actif
Explications en malgache  14  Mandatsa-paka, mamaka: Ho tahaka ny hazo maniry eny amoron-drano izy: mamahatra any anaty rano [1.1]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :

Entrée (3/3)19  mamahatra (vahatra)
Partie du discours  20  verbe actif
Explications en anglais  21  to begin to colonize [Provincial] [1.2#721]

Mis à jour le 2023/03/28