|
|
|
|

Entrée (1/4)1  lia
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10#L.306]
4  dia [Bara] [1.78]
5  dia, dy [Tanosy] [1.78]
Tous les mots composés 

Entrée (2/4)7  lia
Partie du discours  8  Non spécifié
Explications en malgache  9  iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy.
na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [1.10#L.306]
10  Niavian' ny hoe malia [1.1]
Dérivés 
Adjectifs :
Tous les mots composés 

Entrée (3/4)13  lia
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalia lalana [1.10#L.306]
Dérivés 
Adjectifs :

Entrée (4/4)17  Lià
Partie du discours  18  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  19  Leah [2.996]
Explications en français  20  Léa [2.996]
Vocabulaire  21  Ecritures Saintes
Synonymes  22  lea, lea, lea
Citations bibliques  23  Chapitres et versets citant Lià

Anagrammes  24 aly, 25 ila, 26 'lay, lay, 27 Lià, lia

Mis à jour le 2025/09/19