|
|
|
|

Entrée1 henamaso
Mots élémentaires  2henatra, 3maso
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao
Haja, fanajana: Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo. [1.1]
Explications en anglais  6 [hena-maso] respect of persons, awe, respect. [1.2]
7 [hena-maso] respect of persons; eye-service, the doing of something because one is being watched; fearful of what others will think or say [1.7]
Explications en français  8 crainte des autres; honte; craindre ce que penseront ou diront les gens [1.8]
Exemples  9 Na noana aza ny tena, noho ny henamaso, natao tsy hitan' olona ny fakana izany. [2.472#]
Vocabulaire  10 Emotions
Proverbes  11 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  12 henamaso, 13 manoseha

Mis à jour le 2025/11/02