Entrée ha-
Partie du discours forme morphologique de hatra
Explications en malgache Tovona atao ao alohan' ny anarana sasany hilaza refy: rano halohalika, fefy havalahana, hahekika, hatenda... ary amin' ity izy dia fanafohezana ny hatra, hatreo, hatramin' ny: hatramin' ny lohalika, hatramin' ny valahana, ... [1.10]
 Fanafohezana ny hoe Hatra izay atovona amin' ny anaran' ny faritra sasantsasany amin' ny tena mba handrefesana ny halalin' ny zavatra toy ny rano na lavaka: Hahelika: hatreo amin' ny helika [1.1]
Explications en anglais A contraction of hatra, meaning up to: havaniana [1.2]
Explications en français Abréviation de hatra, sert à former des adverbes marquant la hauteur ou la profondeur: halohalika ~ hahelika ~ havava [1.3]
 Jusqu'à [1.5]
Mots composés 

Entrée ha~
Partie du discours préfixe [Mots avec ha~]
Explications en malgache Tovona atao: a) eo alohan' ny mpamaritra milaza toetra mba hanaovana anarana milaza toetra ihany koa: Halava, hatsara; b) eo alohan' ny mpamaritra milaza toetra mitovana ina mba hanaovana matoantenin' ny iharana mifamaly amin' ny matoantenin' ny mpanao mitovona mana: Hatsaraina (manatsara), hafohezina (manafohy) [1.1]
Explications en anglais A prefix to adjectives making them into abstract nouns, as hatsara, goodness, from tsara, good. [1.2]
 Prefix used : a) to form abstract nouns. as : havo, high; hahavo, height; b) in forming passive verbs as : fohy, short; hafohezina, to be shortened [1.7]
Explications en français Préfixe, sert à former: a) des noms abstrait, ex. : havo, haut, hahavo, hauteur; b) des verbes passifs, ex. hafohezina, qu'on raccourcit [1.8]

Entrée ha
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache  [Tanosy] odre!
 Tenim-piontanana maneho: hatairana: Ha! marary hoe i dada?; fiaikena: Ha! marina tokoa lahy ny tanin' ilay Rangahy!; fandavana (tononina fohy): Ha, aza alana eo io sary io [1.1]
Explications en anglais An exclamation of approbation, disapprobation, or surprise. Hah! It is sometimes repeated, as Ha! Ha! Ha! There now! [1.2]
Exemples 
1Ha, iza izany, hoy ny mpanjaka? [1.508]
2Ha, hoy Ratovo, inona no antony? [2.895]

Entrée Ha
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Singa mivaingana, faha-105 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/11/22