|
|
|
|

Entrée1  hahelika
Mots élémentaires  2  hatra, 3  helika
Partie du discours  4  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  5  Hatreo amin' ny helika ny halaliny: Mitandrema sao lasan' ny riana fa hahelika ny rano [1.1]
Explications en anglais  6  Up to the armpits [1.2]
Explications en français  7  Jusqu'aux aiselles [1.3]
8  Il y a de l' eau jusqu' aux aisselles [2.415]
Exemples  9  fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika. [2.69]
Vocabulaire  10  Espace

Mis à jour le 2025/09/12