| Entrée (1/8) | 1 fara |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
3 Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy.
4 (ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa. 5 Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.].
[1.2] 7 the last; the supreme; a descendant, a child. [1.7] |
| Explications en français |
8 final, dernier, suprême.
[1.3] 9 fin. [Taisaka] [1.82] 10 dernier-né. [1.54] 11 le dernier; descendant, descendance; cf. farana. [1.8] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 18 Rapports: famille |
| Analogues | 19 farana |
| Tous les mots composés | 20 70 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 21 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/8) | 22 fara |
| Partie du discours | 23 nom |
| Explications en malgache |
24 Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana,.
[1.1] |
| Explications en français |
25 (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité.
[1.3] |
| Synonymes | 26 farafara |
| Entrée (3/8) | 27 fara |
| Partie du discours | 28 Non spécifié |
| Explications en anglais |
[1.2] |
| Dérivés |
|
| Entrée (4/8) | 32 fara |
| Partie du discours | 33 nom |
| Explications en malgache |
34 fijinjana vary, fararano.
[Taimoro]
[1.78] |
| Tous les mots composés | 35 arahaba nomen' andriamanitra ny fara |
| Proverbes | 36 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (5/8) | 37 fara |
| Partie du discours | 38 nom |
| Explications en malgache |
39 ampinga, aro.
[Taimoro]
[1.78] 40 ampinga. [Taisaka] [1.78] |
| Explications en français |
41 bouclier.
[Taisaka]
[1.82] |
| Vocabulaire | 42 Militaire |
| Entrée (6/8) | 43 fara |
| Partie du discours | 44 nom |
| Explications en malgache |
45 Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina.
[1.1] |
| Entrée (7/8) | 46 fara |
| Partie du discours | 47 nom |
| Explications en français |
48 (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine..
[Mahafaly]
[1.196] |
| Vocabulaire | 49 Botanique |
| Nom scientifique |
|
| Entrée (8/8) | 50 Farà |
| Partie du discours | 51 nom propre (biblique) [Liste complète] |
| Explications en anglais |
52 Phurah.
[2.996] |
| Explications en français |
53 Pura.
[2.996] |
| Vocabulaire | 54 Ecritures Saintes |
| Synonymes | 55 pora |
| Citations bibliques | 56 Chapitres et versets citant Farà |
| Anagrammes | 57 fara, Farà, 58 Rafà |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|