|
|
|
|

Entrée1  Betsileo
Mots élémentaires  2  be, tsy, leo
Partie du discours  3  nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  4  Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [1.1]
Explications en anglais  5  A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [1.2]
Explications en français  6  nom d'une population du centre sud de Madagascar (ville principale: Fianarantsoa) [1.5]
Exemples  7  Andriamanalinarivo nanjaka tany betsileo. [2.113]
8  Tany betsileo avaratra koa, hono, nisy azy. [2.69]
Vocabulaire  9  Histoire: clans, tribus
Titres  10  Essai de Dictionnaire Betsileo-Merina-Français (Dubois Henri)
11  Fomba Betsileo : Lovantsaina II (Rainihifina Jessé)
12  Monographie des Betsileo (Dubois Henri)
13  Tantara Betsileo : Lovantsaina I (Rainihifina Jessé)
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot Betsileo
Tableaux et planches  15  Mots du dialecte

Mis à jour le 2023/08/12