|
|
|
|

Entrée (1/2)1  asabotsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 (Arabo es-sabt): ny andro fahafito ao amin'ny herinandro,
4 manaraka ny Zoma, ary alohan'ny Alahady [1.10]
5 Andro fahafito sady farany amin'ny herinandro.
6 Araka ny finoan'ny Ntaolo, ny asabotsy dia andro mibontsina:
7 fitomaniana ny maty,
8 fanaovana ny famoizana sy afana. [1.1]
Explications en anglais  9 Saturday [1.2, 1.7]
Explications en français  10 samedi [1.3, 1.8]
11 (var. sabotsy) Samedi [1.5]
Exemples  12  Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470]
13  Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472]
Vocabulaire  14  Temps
Autres orthographes  15 sabotsy
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  24  Proverbes contenant ce mot
Tableaux et planches  25  Mesure du temps

Entrée (2/2)26  Asabotsy
Partie du discours  27  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en anglais  28 the place of holding Saturday's market. [1.2]
Explications en français  29 Nom des marchés qui se tiennent en ce jour. [1.3]
30 Le marché du samedi [1.5]
Exemples  31  ao Amparihy ao Ambohimanga, sy eo Ambatondrazaka ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Anosibe ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Ambatomasina ao andrefan' Anosy eo avaratra asabotsy, ary eo Andranomboahangy eo andrefan' Ankadimbahoaka, ary Andranomiry eo avaratr' Alasora, sy eny Farihy andrefan' Alasora. [2.48]
Vocabulaire  32  Géographie: agglomérations

Anagrammes  Asabotsy, asabotsy

Mis à jour le 2025/11/21